|
|
|
|

Teny iditra1 takilodrano
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Aretina avy amin' ny olitry ny kakandio (bilariziozy) tafiditra amin' ny tena (raha sendra mirobo-drano misy azy fotsiny), izay mahatonga ho reraka, mivalan-drano miharo ra na mivalana misy ra, ary miteraka fivontosan' ny aty sy ny sarakaty. [1.1]
4aretina ateraky ny sokoraty. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5bilharziose. [1.13]
Voambolana  6 Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12