|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 takiboka
Fototeny  2kiboka
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Feno (rano na rivotra hidiana tsy afa-mivoaka), enti-milaza vay feno nana, efitrano hipoka olona. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5plein, bondé, gonflé, comme des abcès, des furoncles pleins de pus, comme une salle remplie de monde. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)20 takiboka
Fototeny  21kiboka
Sokajin-teny  22 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  23Vitsy teny, jomòka.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  24qui est taciturne, enfermé. [1.3]

Fivaditsoratra  25 kabokaty, 26 takiboka, 27 takobika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19