|
|
|
|

Teny iditra1  taintsihy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Tanala] tainify, potin-tsakafo tavela amin'ny nify, tafasisika aminy: Ny sakafo vita ny entam-boafehy, ka dia an-dalana managala taintsihy [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04