|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 taingosana |
| Fototeny | 2taingo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Tapahina ny laingony, ny lohany: Taingosy ny kafe mba haniry tsara.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 9taingoina |
| Fivaditsoratra | 10 atsingoana, 11 itangosana, 12 taingosana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|