|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 taingenana |
| Fototeny | 2taingina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Ipetrahana eo ambony: Aza taingenana io vato io fa mikodia.
5Omena amboniny: Notaingenako efajato avy hatrany ilay boky natao lavanty, ka tsy nisy nahateny ny olona. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be mounted or straddled.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7qu'on monte, sur quoi on monte à califourchon.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Tsy antontam-bozaka maina anefa eny an-dohany, tsy horompotsy avy norotana mivangongo eo akaikiny, -- fa ondrivavy iray vaventibe no ifandimbiasan' izy roalahy taingenana.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|