|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tainana |
| Fototeny | 2taina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-milaza izay ampirehetana afo, izany hoe izay andrahoina: Inona no ao am-patana ao, ry Bozy? Mangahazo no tainako ao, ry Nenitoa.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 9tainina |
| Kamban-teny rehetra | 10vaky tainana |
| Fivaditsoratra | 11 atanina, 12 atinaña, 13 itanana, 14 tainana, 15 taniana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|