|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tai-maso |
| Singan-teny | 2tay, 3maso |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5tsiranorano fotsifotsy manjary mivaingana eo amin' ny sisin' ny maso rehefa mifoha, amin' ny maraina.
[1.1] |
| Ohatra |
6 Fa hoy kosa ilay kary : "Ny taimaso haronina, ny kiho raisina, ny hatoka safoina.
[2.69#]
|
| Voambolana | 7 Fahasalamana |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 9 amaitso, 10 amatsio, 11 tai-maso |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|