|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 taila
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Tanimanga voadoro vita efa-joro fisapisaka atao tafo na fandiavana solo-ngorodona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4floor tiles; cf.
5kapila. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6carreaux pour parquets; cf.
7kapila. [1.8]
Ohatra  8 nanao biriky, taila, fandri-baratra. [2.113]
9 Ny taila mangatsiaka sy mafy no zary akalana itombenany sy kidoro handriany. [2.470]
10 taila tanimanga fanao tafon-trano no amboarina ho boribory, dorana anaty fatana iny, tondrahana rano hitsotsotsotso, fonosina vori-daba, dia apetapataka amin' ilay faritra mivonto [2.472]
Voambolana  11 Toe-karena: fanorenana

Teny iditra (2/2)12 taila
Sokajin-teny  13 anarana
Fanazavàna teny frantsay  14(probablement comme tahila (Tandroy)).
15Grandidier, fichier manuscrit, note : « arbre à bois très durable employé pour faire des avirons et pagaies ».. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  16 Haizavamaniry

Fivaditsoratra  17 ataly, 18 Atlay, 19 taila, 20 talia

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12