|
|
|
|

Teny iditra1 tai-dronono mandroatra
Singan-teny  2taitra, 3ro, 4nono, 5mandraotra
Sokajin-teny  6 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7enti-milaza ireo mora taitaitra ka zavatra tsy toy inona aza dia mampihendratra azy. [1.1]
8mora taitra, mitabataba amin' ny zava-madinika. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11