|
|
|
|

Teny iditra1 tai-drompotra
Singan-teny  2taitra, 3rompotra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5taitra amin' ny fikasokasoky ny ravina, taitra amin' ny tsinontsinona na hendratrendratra amin' ny tsy antony. [1.1]
Ohabolana  6 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02