|
|
|
|

Teny iditra1 tai-maso
Singan-teny  2tay, 3maso
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5tsiranorano fotsifotsy manjary mivaingana eo amin' ny sisin' ny maso rehefa mifoha, amin' ny maraina. [1.1]
Ohatra  6 Fa hoy kosa ilay kary : "Ny taimaso haronina, ny kiho raisina, ny hatoka safoina. [2.69#]
Voambolana  7 Fahasalamana
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  9 amaitso, 10 amatsio, 11 tai-maso

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02