|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tahisienina |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ny mponina tompon-tany any amin' ny tanin' i Tahiti, nosy lehibe indrindra amin' ireo nosy any Pasifika mifanakaiky amin' ilay tany antsoina hoe Polinezia frantsay.: Malaza amin' ny fahaiza-mandray vahiny ny Tahisienina.
4Mikasika an' i Tahiti, an' i Tahiti, avy any Tahiti. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|