|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tahiny
Sokajin-teny  2 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Teny tsy fampiasa raha tsy eo aorianan' ny hoe: "raha": Raha tahiny, ka enti-milaza fepetra na famarafarana mialoha: Raha tahiny te ho sambatra ianao, ataovy izay tsy hanenjehan' ny eritreritrao anao.
4aoka tsy hampiasaina ireo fihasimban' io teny io mahazatra ny maro, dia ny hoe: raha tahìny, raha tany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5(also pronounced incorrectly tahiny); used in raha tahiny. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6(on entend aussi dire tahiny); utilisé dans raha tahiny. [1.8]
Ohatra  7 Natoron' Ingahibe azy ny zanabola mety ho azo isan-taona sy ny loza mety hitranga raha tahiny sendra ny jirika sy ny hain-trano amin' ny tahiry am-bata. [2.470]
Mpanahaka  8 rahasendra, 9 rahatoa
Kamban-teny rehetra  10raha tahiny

Teny iditra (2/2)11 tahiny
Fototeny  12tahy
Sokajin-teny  13 matoantenin' ny iharana tahina sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy  14tahina + ny. [3.1]

Fivaditsoratra  15 ... hita ny ..., hitañy, hitany, 16 tahiny, 17 tihina, 18 tinahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03