|
|
|
|

Teny iditra1 tahamaina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Jereo tehamaina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a slap in the face. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5claque au visage sans raison. [1.8]
Ohatra  6 Ary Rainijohary XVI Voninahitra dia nasian-dRainivoninahitriniony totohondry sy tahamaina. [2.48]
Tsipelina hafa  7tehamaina
Kamban-teny rehetra  8mamely tahamaina
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 amitahana, 11 mahataina, 12 tahamaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02