|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tahalaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tovon-tany mamaritra ny sisin-tanimbary, mitovy amin' ny atao hoe valamparia, fefilohan-tanimbary (amin' ny Betsileo, ny tahalaka dia entina hilazana mihitsy ny vola arakaraka ny habeny, ka ny lehibe dia atao hoe: tahala-dibe, ny antonontonony tahalaka, ary ny kely kipala).
[1.1] 4fefiloha madinika na valamparihy. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5diguette, digue.
[1.13] |
| Tovy hevitra | 6valamparihy |
| Kamban-teny rehetra | 7dingandingantahalaka |
| Fivaditsoratra | 8 halakata, 9 tahalaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|