|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tahafina |
| Fototeny | 2tahaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-milaza ny olona izay itovizana, ka ny fitovitovizana amin' ny endrika sy ny toetra indrindra no lazaina amin' izany: Raibeny no tahafin' ity zaza ity.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be imitated.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6qu'on imite.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 11 fahatany, 12 fahitana, 13 fitahana, 14 tahafina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|