|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tafontrano |
| Singan-teny | 2tafo, 3trano |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Sarona ambony amin' ny trano mipetaka amin' ny vovonana sy ny lohatrano ary ny haratra sy ny varivariny..
[1.1] |
| Ohatra |
6 Afo roa no soroniny ary bozaka no itainany katsy azo anaovana antsirambina noho ny tafontrano ivaiva ihany, bozaka ihany koa.
[2.470]
|
| Mpanahaka | 7 tafontranompanjaka |
| Lahatsoratra | 8Randzavola: tafontrano ao amin' ny Baiboly (=> trano) |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|