|
|
|
|

Teny iditra1 tafoana
Fototeny  2tafo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Asiana tafo: Tafoana ny trano rehefa voapetaka ny lohatrano sy ny varivariny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be roofed. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6qu'on couvre d'un toit. [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 afotana, 12 fanatoa, 13 tafoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12