|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tafandry |
| Fototeny | 2andry |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
4lain down.
5tafandrimandry also used.. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6couché, paisible, figé.
[1.3#41] |
| Ohatra |
7 tafandry ao an-tranon'ny sakaizako aho halina (j’ai couché la nuit dernière chez mon ami)
[1.3#41]
8 tafandry ny ronono (le lait s’est caillé) [1.3#41] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 11tafandriana |
| Kamban-teny rehetra | 12tafandry mandry |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 fanditra, 15 tafandry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|