|
|
|
|

Teny iditra1 taenimpolo
Singan-teny  2enina, 3folo
Sokajin-teny  4 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5Enti-milaza ny isa tsy mba mandeha tsifolofolo ny venty sy ny jotso na songatombony fa tsienimpoloenimpolo; ohatra: 1 ora = 60 minitra, 1 minitra = 60 segondra.
6ora.
7segondra. [1.1]
8isa mandeha tsienimpolo tsienimpolo. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  9sexagésimal. [1.13]
Voambolana  10 Matematika: rafitrisa
Tovy hevitra  11tatsiotampolo, tatsotampolo, tsi-60-60

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11