|
|
|
|

Teny iditra1 tadim-poitra
Singan-teny  2tady, 3foitra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5hozatra mitarehin-tady, ary mampitohy ny zaza ao an-kibo amin-dreniny eo anelanelan' ny ahitra. [1.1]
6lalan-tsakafo mampitohy ny zaza ao am-bohoka amin'ny reniny. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  7[Foitra, the navel.] The navel string.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8cordon ombilical. [1.13]
Ohatra  9 Nony teraka dia nanatona fatana, ka alohan' ny hankanesana eo: nalevina eo amin' ny varavarambe (Ampamoahana) ny tadimpoitra. [2.245#]
Voambolana  10 Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12