|
|
|
|

Teny iditra1 tadim-paribolana
Singan-teny  2tady, 3faritra, 4volana
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6hitsy tsy mandalo amin'ny ivo mampitohy teboka roa amin'ny faribolana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7corde d'un cercle. [1.13]
Voambolana  8 Matematika: rafitsary

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11