|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 tabonaka
Fototeny  2bonaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fibontsinana makadiry, malemilemy miroradroraka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5a bladder blown out.
6Comp.
7bonaka. [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  17 bonaka

Teny iditra (2/3)18 tabonaka
Sokajin-teny  19 anarana
Fanazavàna teny malagasy  20Anaran' ny karazan-toho lehibe indrindra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  21the name of a fish, the largest of the Toho. [1.2]
Voambolana  22 Haibiby: trondro

Teny iditra (3/3)23 tabonaka
Sokajin-teny  24 anarana
Fanazavàna teny frantsay  25(sens général : gonflé ; c'est aussi le nom de certains Poissons) Arbre utilisé comme poison de pêche.. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  26 Haizavamaniry

Fivaditsoratra  27 botanaka, 28 tabonaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19