|
|
|
|

Teny iditra1 tabilao
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fampisehoana indray mijery. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a table, as a multiplication table. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5tableau, table comme la table de multiplication. [1.8]
6tableau. [1.13.fr#183]
Ohatra  7 Raha toa ka mazava kokoa ny mikasika ny toe-danjam-barotra ivelany, dia inty ny tabilao mamoaka ny fampisehoana faobe an' izany. [4.27#]
Kamban-teny rehetra  8Fikambanana 11 amin' io teny io

Fivaditsoratra  9 laibato, 10 tabilao

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08