|
|
|
|

Teny iditra1 tarafina
Fototeny  2taratra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ilazana zavatra (fitaratra na rano) ianjeran' ny hazavana ka mamerina io hazavana io indray: Tarafin' ny masoandro ny rano ka mamono maso.
5Ilazana zavatra iray jerena avy lavitra ka ny tanana atao eo ambony maso mova tsy ny mamory ny hazavana: Notaratiko no fieriko azy.
6Ilazana zavatra jerena avy ao ambadika lamba tantera-pahazavana: Notaratiko tamin' ny lambam-baravarankely ka nidoboka iray ihany ny ambavafoko nahita ireo olona an-jatony maro.
7Tsikilovina: Notarafin' ny fahavalo ny tanàna. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8to be shined on; to be examined by X-ray. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9sur quoi (qui) la lumière tombe : qu'on examine à la radiographie. [1.8]
Ohatra  10 Hita soritra izany raha tarafina ny fomba fiasan’ny filoha Ravalomanana manoloana ny fiangonana: [4.27]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :
Mpanahaka  15 tilina, 16 tsikilovina, 17 zahanataratra
Kamban-teny rehetra  18zahana taratra

Fivaditsoratra  19 atrifana, 20 fanaitra, 21 faritana, 22 fatraina, 23 fatrania, 24 fianatra, 25 fiatrana, 26 fitarana, 27 tafarina, 28 tarafina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08