|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 safiny
Sokajin-teny  2 anarana safy sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy  3Fanampiny, famenony (akanjo).. [1.1]
Tovy hevitra  4safy

Teny iditra (2/3)5 safiny
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny malagasy  7tsirin-teny tsy misy asany sy heviny ao amin'ny teny iray. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8voyelle d'appui. [1.13]
Voambolana  9 Haiteny

Teny iditra (3/3)10 sàfiny
Sokajin-teny  11 anarana
Fanazavàna teny frantsay  12empiècement. [1.13]
Voambolana  13 Haitao

Fivaditsoratra  14 fanisy, 15 fasiny, 16 fisiña, 17 safiny, sàfiny

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/01