|
|
|
|

Teny iditra1 spiroketa
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3[fr.
4spiroquette] Mikraoby miditra amin' ny antokon' ny bakteria, manana endrika miolakolaka amin' ny fahitana azy amin' ny mikraoskopy, fototry ny aretina maro toy ny farasisa. [1.1]
Voambolana  5 Fahasalamana

Fivaditsoratra  6 pirotsake, 7 poretsika, 8 spiroketa, 9 tsy re poka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12