|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 sotisoty
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Loto mitsaporetika amin' ny fitafiana na endrika. [1.1]

Teny iditra (2/2)4 sotisoty
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6soloky, fisolokiana. [Sihanaka] [1.78]

Fivaditsoratra  7 otsiotsy, 8 sotisoty, 9 tositosy, 10 tsoitsoy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19