|
|
|
|

Teny iditra1 sosohana
Fototeny  2sosoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ampidirana na sisihana kofehy mba hanamafy azy kokoa: Sosohy ny lambanao fa efa marambato ~ Nososohana herana ny tafontrano.
5Ampiana na soloana hafa: Nososohana voaloboha ilay taninay eo ambony trano fa nisy maty tamin' ireo nambolena voalohany. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02