|
|
|
|

Teny iditra1 sosialisma
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fomba fitantanan-karena mikendry ny tombontsoan' ny vahoaka amin' ny alalan' ny fitovizam-pamokarana iombonana, ny fanaovana ho harem-pirenena ny orinasa lehibe ary ny kaoperativa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4socialism. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5socialisme. [1.8]
Voambolana  6 Pôlitika
Kamban-teny rehetra  7fananganana ny sôsialisma

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08