|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sorindrana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Karazan-kazo mitovitovy amin' ny bosoa (liège) ka azo anaovana tsentsin-tavoahangy koa, saingy tsy mba ny hodiny no alaina amin' izany, fa ny tenany mihitsy izay maivana sy malemilemy; ny sorindrana no nitaina raha nahandro ny sakafon' ny mpanjaka tamin' ny Fandroana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4(déformation de sorondriana).
5Sorindeia madagascariensis DC. 6(Anacardiaceae). 7Excellent fruit comestible (tout au moins pour les meilleures formes, car elles sont assez variables), mais à odeur très forte de térébenthine. 8Mériterait d'être amélioré et cultivé.. [Betsimisaraka] [1.196] |
| Ohatra |
9 Dia arehitra ny afo, ny hazo sorindrana no atao kitay
[2.48]
|
| Voambolana | 10 Haizavamaniry: hazo |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|