|
|
|
|

Teny iditra1 songonana
Fototeny  2songona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ihoarana: Nosongonan' ny soavalinao ny soavaliko ka lasa faharoa.
5Sosohana: Nosongonan' ny rahalahinao aho ka tsy azoko ilay asa nokendreko.
6Tapahina, tsatsaingohina: Aza songonanao ny teniko. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12