|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 somizo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Enti-milaza lamba natao tamin' ny kofehy landihazo tahaka ny soga ihany, saingy madinika tsara tenona kokoa.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4calicot.
[1.3] |
| Ohatra |
5 izay aza somizo ny tapany, soga ny tapany.
[2.285#]
6 Fehe-zina lambarano sy somizo ny mozikany sy ny amponga. [1.437#] 7 Tsy nanaiky izy raha tsy somizo faharoa avy no karamany. [2.649#] |
| Voambolana | 8 Toe-karena: zaitra |
| Tsipelina hafa | 9somizy |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 osmôzy, 12 somizo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|