|
|
|
|

Teny iditra1 somaritaka
Fototeny  2saritaka
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Mifanjevo maimaika noho ny raharaha mifanosontsosona sy maro; miparitaka tampoka noho ny hatairana: Somaritaka daholo ny mpianatra fa hoe misy mpangala-jaza miafina endrika, hono. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :

Fivaditsoratra  6 akamositra, 7 Samotrakia, 8 somaritaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19