|
|
|
|

Teny iditra1 somafatra
Fototeny  2fatra
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Feno hatramin' ny molotry ny famarana, feno tanteraka, feno himpona; mitovy tantana. [1.1]
Mpanahaka  5 feno

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12