|
|
|
|

Teny iditra1 soliet
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila eo anelanelan' ny aspirà izay ambaniny sy ny lietnà amboniny; mitovy fahamboniana amin' ny enseigne de vaisseau kilasy faharoa amin' ny tanisa an-dranomasina. [1.1]
Voambolana  4 Miaramila

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12