|
|
|
|

Teny iditra1 solarana
Fototeny  2solatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Voaratra ka nisy ilany kely nikipaka: Nosolaran' ny sabatra ny sandriny.
5Atomboka: Nosolarany aninaraina ny asa tanimboliny. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 salorana, 11 solarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12