|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 solafaka
Sokajin-teny  2 matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3mikorisa ny tongotra ka mianjera, mibolisatra, mibolasitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4slipping. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5qui glisse, comme le pied sur une pente ou sur un terrain glissant: . [1.3]
6qui glisse. [1.8]
Ohatra  7 solafaka ilay akoho nandeha teo ambony sahafa [1.1]
8 solafaka eo hianao, fa aza mandeha eo (Vous allez glisser, ne passez pas par là) [1.3#620]
9 Miadana, satria vao solafaka kely foana dia hatsipin' ny sambo hatelin' ny rano. [2.471]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)13 solafaka
Sokajin-teny  14 matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  15diso noho ny halemena na tsy fahalalana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  16qui se trompe par ignorance ou par faiblesse. [1.3]
Ohatra  17 Olombelona ihany ka solafaka [1.1]
Haiendriteny 
18 Ny ankehitriny :
19 Ny lasa :
20 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02