|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sokolà |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Zavapihinana amboarina amin' ny vovo-kakao izay totoina ka rehefa tonga fetafeta dia ampandrina amin' ny lasitra ary ampiana vovo-tsiramamy sy vanilina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4chocolate.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5chocolat.
[1.8] |
| Voambolana | 6 Toe-karena: hanina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|