|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sokirina |
| Fototeny | 2sokitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Lavahana amin' ny fandraka: Nosokirina tamin' ny vato ny sarin' ilay nitolona ho an' ny tanindrazana.
5Alatsaka, raiketina: Tokony hosokirinao ao am-ponao izany teny izany. 6alaina amin' ny zavatra marani-doha: Sokiro kely irý paiso irý ho an-janako. 7Esorina, tsoahana: Sokiro ireto vomanga ireto. 8Alana: Nosokiriny ny loto tao anaty sofin-janany. 9Iangaviana fatratra: Nosokirina erý izy vao niteny. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10to be engraved, to be carved.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11qu'on grave.
[1.8] |
| Ohatra |
12 Rahefa nosokiriko naharitra ela teo izy, dia vaky ihany nony farany:
[2.471]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 18 kisorina, 19 kosirina, 20 sokirina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|