|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sokenany |
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Betsileo] soa ihany, tsara ihany: Sokenany tsa roso i fa hadiñone ny satraña feno kajaha (Soa ihany tsy lasa izy fa hadinony ny harona feno mangahazo)
[1.78] |
| Fivaditsoratra | sokenany, 4 sonenika |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|