|
|
|
|

Teny iditra1 soherina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Zana-dandy mbola miofo ao anatin' ny ombindandy; toetra faharoa ananan' ny landy aorian' ny maha-bibindandy azy; ny soherina dia mifono ao anaty akorany, ka "miomby" no ilazana azy amin' izay. [1.1]
4biby kely mbola hiofo ka tsy dia mihetsika loatra. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5chrysalide, nymphe. [1.13]
Voambolana  6 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02