|
|
|
|

Teny iditra1 soflera
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3[fr.
4chou-fleur] Karazan' anam-bazaha izay toy ny laisoa ny bikany nefa samy hafa karazana aminy, misy voniny mivondrona be eo afovoany ary io no hanina aminy fa tsy ny raviny akory. [1.1]
Voambolana  5 Haizavamaniry: anana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12