|
|
|
|

Teny iditra1  sofimbary
Singan-teny  2 sofina, 3 vary
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Teny ilazana ny ravin' ny vary [1.1]
6 [sofim-bary] karazana ravina kely manelanelana ny voa sy ny ravina [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 [sofim-bary] feuilles du jeune plant de riz [1.196]
8 [sofim-bary] ligule [1.13]
Voambolana  9  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04