|
|
|
|

Teny iditra1 sobika
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3jereo sobiky. [1.1]
Ohatra  4 Nosokafan'ilay fetsy ny sobika. [2.442]
5 Nisy Ramatoa iray nibata sobika misarona nidina. [2.4]
6 sobika iray mikombom-bava mifatotra amin' ny bao no maiva-mavesatra eny an-damosiny. [2.470]
7 Natao tsy hitan' ny olona izany, gony sy sobika aza no nitaomana azy. [2.472]

Fivaditsoratra  8 bokisa, 9 bosika, 10 kabosy, 11 kisabo, 12 kosaby, 13 sobika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12