|
|
|
|

Teny iditra1 soamiditra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Kilalao fanaon' ny ankizivavy kely amin' ny diavolana: milahatra tsiroaroa mifanatrika izy ireo, dia mampitehaka ny tanany havanana sy havia avy sady mihira hoe "soamiditra e! soamiditra", ka amin' izay misy ankizy miditra tsirairay eo ambanin' ireo tanana mifampitehaka. [1.1]
Voambolana  4 Kilalao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12