|
|
|
|

Teny iditra1 sivily
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Ny antokon' olona tsotra, tsy miaramila na relijiozy; mikasika ny olona tsotra tsy miaramila na relijiozy: Nanao akanjo sivily ilay komandà ka saika tsy fantatro. [1.1]
Ohatra  4 Madiotanana sivily malagasy iray niaraka tamin' ny milisy vitsivitsy no nalefa tany hampandry tany. [2.472]
Tsipelina hafa  5sivilina

Fivaditsoratra  6 sivily, 7 vilisy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12