|
|
|
|

Teny iditra1 sisilianina
Sokajin-teny  2 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Sisily, faritany iray amin' ny tapak' i Italia atsimo: Mahatratra dimy tapitrisa mahery ny isan' ny Sisilianina.
4Momba an' i Sisily, an' i Sisily na avy any Sisily: Misionera sisilianina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5Sicilian. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  6sicilien, sicilienne. [3.1]
Voambolana  7 Haitoetany: firenena, foko
Mpanahaka  8 sisily, 9 sisily

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02