|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 siritra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fivalanandrano, amany.
4(Tsy fampiasa afa-tsy amin' ilay fitenenana hoe tsy ho tay tsy ho siritra). [1.1] |
| Voambolana | 5 Haiaina |
| Kamban-teny rehetra | 6tsy ho tay tsy ho siritra |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 8 siratry, 9 siritra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|