|
|
|
|

Teny iditra1 siranandony
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Ny hoditra miraviravy amin' ny tratran' ny omby. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4the dewlap of cattle.
5This is a corruption of serana and ando. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6le fanon du boeuf. [1.3]
Voambolana  7 Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Fivaditsoratra  8 siranandony, 9 sondrianina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19